forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
393 B
Markdown
8 lines
393 B
Markdown
# Nahoana i Davida no nihevitra fa hanampy azy sy ireo tovolahiny folo i Nabala?
|
|
|
|
Niaro ny mpiandry ondrin'i Nabala ny antokon'i Davida fony niaraka tamin'ny antokon'i Davida izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no nangatahin'ireo tovolahin'i Davida tamin'i Nabala mba homena azy ireo?
|
|
|
|
Nangataka tamin'i Nabala mba hanome azy ireo sy Davida izay rehetra nananany teny an-tanana ho amin'ny andro fety izy ireo.
|