forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
473 B
Markdown
8 lines
473 B
Markdown
# Nahoana no maniry ny haneho hatsaram-panahy amin'i Hanona zanaka lahin'i Nahasy i Davida, tao aorian'ny nahafatesan'ny rainy izay mpanjakan'ny vahoakan'i Amonita?
|
|
|
|
Nanao zavatra ho an'i Davida ny rain'i Hanona.
|
|
|
|
# Nino ny fampiononan'i Davida an'i Hanona ho toy ny nampidirana ny tanin'ireo mpanompony ve ireo mpitarika an'ny Amonita?
|
|
|
|
Nieritreritra ireo mpitarika fa tonga hisafo sy hizzahz ny taniny ireo mpanompon'i Davida mba ahafahany mandrava ny tanànan'izy ireo.
|