plt_tq/zep/02/01.md

4 lines
220 B
Markdown

# Inona no tsy maintsy ataon'ny vahoaka mba hisorohana ny firehetan'ny fahatezerana mafin'i Yaveh?
Tsy maintsy mikatska ny fahamarinana sy mikatsaka ny fanetren-tena ny vahoaka hisorohana ny fahatezerana mafin'i Yaveh.