plt_tq/zec/13/01.md

12 lines
447 B
Markdown

# Fa amin'ny inona no nisokafan'ny loharano amin'ny taranak'i Davida amin'izany andro izany?
Ho amin'ny fahotany sy ny tsy fahadiovany ilay loharano.
# Inona no hofoanan'i Yaveh amin'ny tany ary nahoana?
Ho foanan'i Yaveh ireo anaran'ireo sampy avy amin'ny tany mba tsy hisy hahatsiaro azy ireo intsony izy ireo.
# Inona no lazain'i Yaveh fa ho havoakany amin'ny tany?
Milaza ny hamoaka ireo mpaminany tsy marina sy ny fanahy maloto i Yaveh.