plt_tq/zec/12/01.md

8 lines
340 B
Markdown

# Iza i Yaveh izay manao ilay fanambarana mahakasika an'i Isrely?
Yaveh dia ilay iray izay nanandratra ireo habakabaka sy nametraka ny fototry ny tany, izay mamolavola ny fanahin'olombelona ao anatiny.
# Iza no handeha hiangona hanohitra an'i Jerosalema?
Ireo firenena rehetra amin'ny tany no handeha hiangona hanohitra an'i Jerosalema.