plt_tq/zec/11/17.md

4 lines
251 B
Markdown

# Inona ny ozona nolazaina fa hiseho amin'ny mpiandry ondry tsy mendrika izay mahafoy ny ondriny?
Izao ilay ozona: "Hamely ny sandriny sy ny masony an-kavanana anie ny sabatra! Halazo anie ny sandriny an-kavanana ary ho jamba ny masony an-kavanana!"