plt_tq/zec/10/06.md

4 lines
236 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho hataony amin'ireo taranak'i Joda sy Josefa?
Hampahery ny taranak'i Joda ary hamonjy ny taranak'i Josefa Izy hoy i Yaveh. Hamerina azy ireo amin'ny laoniny izy ka hamindra fo amin'izy ireo hoy i Yaveh.