plt_tq/zec/08/20.md

4 lines
221 B
Markdown

# Iza no nolazan'i Yaveh fa ho tonga hitady Azy sy hiangavy ny fankasitrahany?
Vahoaka maro avy amin'ireo tanàna maro isan-karazany ary firenena maro no tonga hitady an'i Yaveh sy hiangavy fankasitrahana Aminy hoy Izy.