forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
287 B
Markdown
4 lines
287 B
Markdown
# Inona no notenenin'i Yaveh tamin'ny alalan'i Zakaria ho hatao amin'ny vahoaka?
|
|
|
|
Mitsarà amin'ny fitsarana marina, fanekena mahatoky, ary famindram-po. Aza mampahory ny mpitondratena, ny kamboty, ny vahiny, na ny olona mahantra ary aza manao ratsy ny hafa na dia iray aza hoy i Yaveh.
|