plt_tq/zec/04/06.md

8 lines
321 B
Markdown

# Inona no notenenin'i Yaveh tamin'i Zerobabela momban'ny hitondrana ireo zavatra vita?
Ny tenin'i Yaveh tamin'i Zerobabeladia: "Tsy amin-kery na amin'ny tanjaka, fa amin'ny Fanahiko."
# Hihiaka inona izy ireo rehefa hitondra ny tendron'ny vato Zerobabela?
Hihiaka hoe: "Tsara izany! Andriamanitra anie hitahy izany!"