plt_tq/zec/02/03.md

8 lines
333 B
Markdown

# Nahoana ilay anjely faharoa no nilaza fa hipetraka amin'ny tanàna misokatra i Jerosalema?
Nilaza izany ilay anjely faharoa nohon'ny hamaroan'ny olona sy ireo biby izay ao aminy.
# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho tonga amin'i Jerosalema?
Nambaran'i Yaveh fa ho tonga manda afo manodidina azy Izy ary ho voninahitra eo afovoany.