plt_tq/tit/01/08.md

8 lines
361 B
Markdown

# Inona no tokony toetra tsara ananan'ny loholona?
Ny loholona dia tokony hampiantrano, sakaizan'izay tsara, mahonon-tena, marina, masina, ary mahafehy tena.
# Inona no tokony toetran'ny loholona manoloana ireo fotom-pampianarana (fampianarana) ny finoana?
Tokony hitana mafy azy ireo izy, ary afaka mampiasa azy ireo hampaherezana sy hiteny mafy azy ireo.