plt_tq/tit/01/01.md

16 lines
472 B
Markdown

# Inona no tanjon'i Paoly amin'ny asan'Andriamanitra?
Ny tanjon'i Paoly dia ny hametraka ny finoana voafidin'Andriamanitra sy ny hametraka ny fahalalana ny fahamarinana.
# Oviana no mpanantenain'Andriamanitra ny fiainana mandrakizay tamin'ny safidiny?
Nampanantenainy fony fahagola izany.
# Afaka mandainga va Andriamanitra?
Tsia.
# Iza no nampiasain'Andriamanitra mba hanaovany ny hafatra hita tamin'ny fotoana mety?
Nampiasa ireo Apostolin'i Paoly Andriamanitra.