plt_tq/sng/08/09.md

283 B

Inona no hataon'ireo anadahin-dravehivavy raha manda izy?

Raha manda izy, dia hananganan'izy ireo tilikambo vita amin'ny volafotsy eo aminy.

Inona no hataon'ireo anadahin-dravehivavy raha varavarana izy?

Raha varavarana izy, dia hohaingon'izy ireo amin'ny hazo sedera fisaka.