plt_tq/sng/08/08.md

227 B

Inona no nolazain'ireo anadahin'ilay vehivavy momba ny zandriny vavy?

Nolazain'izy ireo fa tsy mbola mitsiry ny nonony ary manontany tena izy ireo hoe inona no azony atao ho azy rehefa hatolotra ho amin'ny fanambadiana izy.