plt_tq/sng/07/13.md

329 B

Inona no nolazainy fa hataon'ireo mandravasarotra?

Nolazainy fa mamerovero aoka izany ireo mandravasarotra.

Inona no nolazainy fa tao am-baravarana izay nipetrahany sy ny malalany?

Nolazainy fa eo am-baravarana izay nitoeran'izy ireo ny karazam-boankazo voafantina rehetra, ny vao sy ny ela, izay efa notehiriziny ho azy.