plt_tq/sng/07/10.md

252 B

An'iza ilay tovovavy ary iza no niriany?

An'ny malalany ilay tovovavy ary naniry azy ny malalany.

Taiza no tian'ilay tovovavy handehan'ny malalany hiaraka aminy?

Tiany handeha ho any ambanivohitra mba handany ny alina any amin'ireo vohitra izy.