plt_tq/sng/07/07.md

350 B

Ahoana no nanoritsoritan'i Solomona ny malalany sy ny nonony?

Soritsoritany tahaka ny palma izy ary tahaka ny sampahom-boankazo ny nonony.

Inona ihany koa no tiany hitovy amin'ny nonon'ny malalany sy ny fofon'ainy?

Tiany ho tahaka ireo sampahom-boaloboka ihany koa ny nonon'ny malalany ary ho mamy tahaka ny fofon'ny voam-paiso ny fofon'ainy.