plt_tq/sng/06/11.md

372 B

Nahoana no niditra tao amin'ny ala kely misy hazom-bazana ny malalan'ilay vehivavy?

Niditra tao amin'ny ala kely misy hazom-bazana ny malalan'ilay vehivavy mba hijery raha nitsimoka ireo voaloboka ary raha efa namony ny ampongabendanitra.

Inona no tsapan'ny malalan'ilay vehivavy?

Nahatsapa toy ny hoe nitaingina ny kalesin'ny andriandahy ny malalan'ilay vehivavy.