plt_tq/sng/05/15.md

219 B

Ahoana no nanoritsoritan'ilay vehivavy ny fe sy ny endriky malalany?

Soritsoritany tahaka ny andry vita amin'ny marba mifototra amin'ny volamena ny feny ary tahaka an'i Libanona, miavaka tahaka ny sedera ny endriny.