plt_tq/sng/04/15.md

513 B

Amin'ny karazan-drano inona no anoritsoritan'i Solomona ny malalany?

Nanoritsoritra azy tahaka sahan-doharano, fantsakan-drano madio, rian-drano mikoriana avy any Libanona izy.

Inona no tian'ilay tovovavy ho tsofin'ny rivotra avaratra sy atsimo ary nahoana?

Tiany hitsoka ny sahany ny rivotra avaratra sy atsimo mba hampiely ny fameroveron'ny fofony manitra.

Inona no tiany hataon'ny malalany sy hohaniny?

Tiany ho tonga ao amin'ny sahany ny malalany ka hihinana ny sasany amin'ny voankazo voafantiny.