plt_tq/sng/04/10.md

412 B

Tsara noho ny inona ny fofon'ny ranomaniny?

Tsara noho izay zava-manitra rehetra ny fofon'ny ranomaniny.

Inona no nolazainy fa mitete avy amin'ny molotry ny ampakariny ary inona no tao ambany lelany?

Nolazainy fa mitete tantely ny molotry ny ampakariny ary tantely sy ronono no ao ambanin'ny lelany.

Ohatry ny inona ny fofon'ny akanjon'ilay vehivavy?

Ny akanjony dia tahaka ny fameroveron'i Libanona.