plt_tq/sng/04/09.md

332 B

Inona no niantsoan'i Solomona ilay ampakariny?

Miantso azy hoe havany izy.

Inona no nolazain'i Solomona tamin'ny ampakariny fa nalainy taminy?

Nolazainy fa lasany ny fony.

Inona no nolazain'i Solomona fa tsara tarehy ary tsara noho ny inona izany?

Nolazain'i Solomona fa tsara tarehy ary tsara noho ny divay ny malalany.