plt_tq/sng/04/06.md

408 B

Aiza no halehan'ny malalany ambara-pahatongan'ny vao mangiran-dratsy ka mandositra lavitra ny aloka?

Handeha ho any an-tendrombohitry ny miora sy any amin'ny havoan'ny ditin-kazo manim-pofona izy hoy izy.

Amin'ny lafiny inona no maha-tsara tarehy ny malalany?

Tsara tarehy amin'ny lafiny rehetra ny malalany.

Inona tsy misy amin'ny malalany tsara tarehy?

Tsy misy kilema ny malalany tsara tarehy.