plt_tq/sng/02/12.md

343 B

Inona no nitsiry teo amin'ny tany?

Efa mitsiry amin'ny tany ireo voninkazo.

Tamin'ny fotoan'ny inona izany?

Fotoan'ny fandrantsanana sy ny siokan'ireo vorona izany.

Inona no masaka sy mamony?

Masaka ny aviavy maitso ary mamony ireo voaloboka.

Inona no tian'ny malalany hataon'ny tsara tarehiny?

Tiany hitsangana sy handeha izy.