plt_tq/sng/02/08.md

308 B

Feo inona no ren'ilay tovovavy?

Nandre ny feon'ny malalany ilay tovovavy.

Inona no nolazainy fa nataon'ny malalany?

Mandingandingana ireo tendrombohitra, mitsambikina amin'ireo havoana izy.

Inona no nolazainy fa tahaka ny malalany?

Nolazainy fa tahaka ny gazela na diera mbola tanora ny malalany.