plt_tq/sng/01/01.md

618 B

Iza no nanoratra ny Tononkiran'ireo Tononkira?

Solomona no mpanoratra ny Toninkiran'ireo Toninkira.

Inona no nangatahan'ilay tovovavy mba ataon'ny malalany?

Mangataka ny mba hanorohan'ny malalany azy amin'ny fanorohan'ny vavany ilay tovovavy.

Inona no nolazain'ilay tovovavy fa tsara noho ny divay?

Milaza ilay tovovavy fa tsara noho ny divay ny fitiavan'ny malalany.

Inona no nolazain'ilay tovovavy fa tahaka ny anaran'ny malalany?

Milaza ilay tovovavy fa tahaka ny ranomanitra voaidina ny anarany.

Taiza no nitondran'ny mpanjaka ilay tovovavy?

Nentin'ny mpanjaka tao an'efitranony ilay tovovavy.