plt_tq/rut/02/01.md

8 lines
305 B
Markdown

# Inona no fifandrasiana teo amin'ny fahafatersan'ny vadin'i Noamy sy Boaza?
Izy ireo dia mpihavana akaiky.
# Iza no nolazain'i Rota izay ho arahiny rehefa fanangonam-bary, araka ny nandehanany nivoaka hitsimpona tamin'ny fotoana voalohany?
Izy dia hanaraka olona iray eo imason'izay nahitany sitraka.