plt_tq/rom/13/13.md

8 lines
310 B
Markdown

# Inona no asa tsy tokony handehanan'ireo mpino?
Tsy tokony handeha amin'ny firavoravoana, fahamamoana, fahavetavetana, filàna tsy voafehy, fifanoherana, na fialonana, ireo mpino.
# Inona no tokony toetran'ireo mpino manoloana ny fahavetavetana ara-nofo?
Tokony tsy manome hirika ho an'ny nofo ireo mpino