plt_tq/rom/13/08.md

12 lines
458 B
Markdown

# Inona ilay zavatra iray nolazain'i Paoly tamin'ireo mpino fa tokony itrosana amin'ny hafa?
Nilaza i Paoly fa tokony hitrosa fitiavana amin'ny hafa ireo mpino.
# Ahoana ny fomba hanatanterahan'ireo mpino ny lalàna?
Avy amin'ny alalan'ny fitiava-namana no hanatanterahan'ireo mpino ny lalàna.
# Inona no didy nataon'i Paoly ho anisan'ny lalàna?
Nataon'i Paoly ho anisan'ny didy ny tsy mangala-badin'olona, mamono olona, mangalatra, ary mitsiriritra.