plt_tq/rom/12/01.md

8 lines
357 B
Markdown

# Inona no fanompoana ara-panahin'Andriamanitra ho an'ireo mpino?
Ny fanompoana ara-panahin'ireo dia manolotra ny tenany ho fanatitra velona ho an'Andriamanitra.
# Inona no afaka ataon'ny fiovan'ny saina ao amin'ireo mpino,
Ny fiovan'ny saina ao amin'ireo mpino dia mamela azy ireo ahafantatra izay tsara, azo ekena, ary ny sitrapo lafatr'Andriamanitra.