plt_tq/rom/09/14.md

8 lines
462 B
Markdown

# Inona no vokatra taorian'ny fanomezana ny famindram-po sy fangorahan'Andriamanitra?
Ny safidin'Andriamanitra no vokatra taorian'ny fanomezana ny famindram-po sy fangorahan'Andriamanitra.
# Inona no tsy vokatra taorian'ny fanomezan'Andriamanitra na ny famindram-po sy fangorahan'Andriamanitra?
Ny vokatra taorian'ny fanomezan'Andriamanitra na ny famindram-po sy fangorahan'Andriamanitra dia tsy noho ny fikasana, na ireo asan'ny olona mandray ny fanomezana.