plt_tq/rom/07/22.md

8 lines
323 B
Markdown

# Inona ny toetra nataon'ny fanahy maha olon'i Paoly manoloana ny lalàn'Andriamanitra?
Niravoravo ny fanahy maha olon'i Paoly amin'ny lalàn'Andriamanitra.
# Inona no fitsipika hitan'i Paoly ao amin'ny ratsam-batany?
Nahita i Paoly fa ao amin'ny ratsam-batany hihazonan'ny fitsipika fahotana izay mihazona azy ho babo.