plt_tq/rom/07/07.md

12 lines
289 B
Markdown

# Inona no asa notanterahan'ny lalàna?
Nampahafantarin'ny lalàna ny fahotana.
# Fahotana va ny lalàna?
Tsia, tsy fahotana ny lalàna.
# Inona no nataon'ny fahotana tamin'ny didin'ny lalàna?
Fahotana, tamin'ny alalan'ny didin'ny lalàna, no nitondra ny fitsiriritan'ny olona iray.