plt_tq/rom/03/21.md

8 lines
418 B
Markdown

# Avy amin'ny porofo aiza no nampahafantarina ny fahamarinana tsy amin'ny lalàna?
Avy amin'ny porofon'ny lalàna sy ny mpaminany no nampahafantarina ny fahamarinana tsy amin'ny lalàna.
# Inona ny fahamarinana tsy amin'ny lalàna izay efa nampahafantarina ankehitriny?
Ny fahamarinana tsy amin'ny lalàna dia ny fahamarinan'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny finoana an'i Jesosy Kristy ho an'ireo izay rehetra mino.