plt_tq/rom/02/23.md

4 lines
213 B
Markdown

# Nahoana ny anaran'Andriamanitra no nalaim-baraka teo amin'ireo Jentily noho ny fampianarana ny lalàn'ny Jiosy?
Nalaim-baraka ny anaran'Andriamanitra satria mandika ny lalàna ireo mpampianatra lalàn'i Jiosy.