plt_tq/rom/02/10.md

4 lines
205 B
Markdown

# Ahoana ny fomba nampisehoan'Andriamanitra tsy fiangarana ao amin'ny fitsarany eo amin'ny Jiosy sy Grika?
Nampiseho tsy fiangarana Andriamanitra satria ireo izay manota, na Jiosy na Grika, dia ho very.