forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
397 B
Markdown
8 lines
397 B
Markdown
# Inona no hangonin'ireo izay mafy fo, sy tsy mibebaka ny tenan'izy ireo manoloana an'Andriamanitra?
|
|
|
|
Ireo izay mafy fo sy tsy mibebaka dia manangona fahatezerana ho an'ny tenan'izy ireo amin'ny andron'ny fanehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra.
|
|
|
|
# Inona no ataon'ireo izay mandray ny faharetana, sy ny asa tsara?
|
|
|
|
Handray ny fiainana mandrakizay ireo izay nanana faharetana, sy ny asa tsara.
|