forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
401 B
Markdown
8 lines
401 B
Markdown
# Inona no hiseho amin'izay rehetra manampy ny faminaniana ao amin'io boky io?
|
|
|
|
Na iza na iza manampy ny faminaniana ao ami'io boky io dia handray ireo loza izay voasoratra ao anatin'io boky io izy.
|
|
|
|
# Inona no hiseho amin'izay rehetra manaisotra amin'ny faminaniana ao amin'io boky io?
|
|
|
|
Na iza na iza manaisotra amin'ny faminaniana amin'io boky io dia hiala ao ny anjarany amin'ny hazon'ny fiainana.
|