plt_tq/rev/22/01.md

8 lines
304 B
Markdown

# Inona no hitan'i Jaona nikoriana avy amin'ny seza fiandrianan'Andriamanitra?
Nahita ny onin'ny ranon'ny fiainana nikoriana avy amin'ny seza fiandrianan'Andriamanitra i Jaona.
# Ho an'ny inona ny ravin'ilay hazon'ny fiainana?
Ireo ravin'ny hazon'ny fiainana dia ho an'ny fanasitranana ireo firenena.