plt_tq/rev/19/14.md

8 lines
344 B
Markdown

# Ahoana no namelezan'ny Tenin'Andriamanitra ireo firenena?
Avy ao amin'ny vavan'ny Tenin'Andriamanitra ny sabatra maranitra no nivoaka namely ireo firenena.
# Inona no voasoratra teo amin'ny akanjo lava sy ny fen'ny Tenin'Andriamanitra?
Teo amin'ny akanjo lava sy ny feny dia voasoratra hoe: "Mpanjakan'ireo Mpanjaka sy Tompon'ireo Tompo."