plt_tq/rev/15/03.md

12 lines
424 B
Markdown

# Hiran'iza no nohirain'ireo izay nitsangana teo amin'ny ranomasina?
Ireo izay nitsangana tamin'ny ranomasina dia nihira ny hiran'i Mosesy sy ny hiran'ilay Zanak'ondry.
# Tahaka ny ahoana no namaritana ireo lalan'Andriamanitra amin'ilay hira?
Nofaritana ho mahitsy sy marina ireo lalan'Andriamanitra.
# Ao amin'ilay hira, iza no ho avy hidera an'Andriamanitra?
Ny firenena rehetra no ho avy sy hidera an'Andriamanitra.