forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
491 B
Markdown
12 lines
491 B
Markdown
# Iza no nomen'ilay anjely ny hafatra mandrakizain'ny vaovao mahafaly?
|
|
|
|
Ny anjely dia nanome ny hafatra mandrakizain'ny vaovao mahafaly ho an'ny firenena, ny foko, ny teny, ary ny olona rehetra amin'ny tany.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'ilay anjely ho ataon'ireo izay miaina ety an-tany?
|
|
|
|
Nolazain'ilay anjely izy ireo mba hatahotra an'Andriamanitra sy hanome voninahitra Azy.
|
|
|
|
# Fotoana inona no nolazain'ilay anjely fa ho avy?
|
|
|
|
Ilay anjely nilaza fa ny fotoan'ny fitsaran'Andriamanitra no ho avy.
|