plt_tq/rev/13/15.md

8 lines
272 B
Markdown

# Inona no niseho tamin'ireo izay nandà hidera an'ilay bibidia?
Novonoina ireo izay nandà ny hidera ilay bibidia.
# Inona no noraisin'ny olon-drehetra tany amin'ilay bibidia hafa?
Nandray marika teo amin'ny tanana ankavanana na teo amin'ny handrina ny olon-drehetra.