plt_tq/rev/12/13.md

4 lines
174 B
Markdown

# Inona no natao tamin'ilay vehivavy rehefa nenjehan'ilay dragona izy?
Nomena elatra roa Ilay vehivavy mba hanidinany mankany amin'ny toerana efa nomanina hikarakarana azy.