plt_tq/rev/10/05.md

8 lines
370 B
Markdown

# Tamin'iza ilay anjely mahery no nianiana?
Ilay anjely mahery dia nianiana tamin'ilay velona mandrakizay doria, ilay nahary ny lanitra, ny tany, ary ny ranomasina.
# Inona no nolazain'ilay anjely mahery fa tsy atao ho ela?
Ilay anjely nilaza fa rehefa voatsoka ny trompetra fahafito, dia tsy hisy fiandrasana intsony, ary ny misterin'Andriamanitra dia ho tanteraka.