plt_tq/rev/09/18.md

4 lines
153 B
Markdown

# Inona ireo loza namono ny ampahatelon'ny olona?
Ny afo, ny setroka, ary ny solifara avy amin'ny vavan'ireo soavaly no namono ny ampahatelon'ny olona.