plt_tq/rev/09/13.md

8 lines
364 B
Markdown

# Inona no feo ren'i Jaona rehefa notsofina ny trompetra fahaenina?
Rehefa notsofina ny trompetra fahaenina, dia nandre feo avy amin'ny alitara volamena izay teo anatrehan'Andriamanitra i Jaona.
# Inona no nataon'ireo anjely efatra rehefa nandre ny feo izy ireo?
Rehefa nandre ny feo, dia navotsotra mba hamono ny ampahatelon'ny olombelona ireo anjely efatra .