plt_tq/rev/09/01.md

8 lines
298 B
Markdown

# Karazana kintana inona no hitan'i Jaona rehefa notsofina ny trompetra fahadimy?
Rehefa notsofina ny trompetra fahadimy, dia nahita kintana avy any an-danitra izay nianjera teny amin'ny tany i Jaona .
# Inona no nataon'ilay kintana?
Ilay kintana nanokatra ny hidin'ilay lavaka tsy hita noanoa.