plt_tq/rev/06/03.md

4 lines
182 B
Markdown

# Inona no hitan'i Jaona rehefa nisokatra ny tombon-kase faharoa?
Nahita soavaly mirehitra mena i Jaona, izay ny mpitaingina azy no nomena alalana hanala ny fiadanana amin'ny tany.